|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ranomandry
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  rano, mandry
Explications en malgache  4  [1.1] Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
Fomban-domano misosa
Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina
Explications en anglais  5  [1.2] [rano mandry] A thin film found on water
a word used for ice
a mode of carrying palanquin.
6  [1.7] ice
Explications en français  7  [1.8] glace
Exemples  8  [1.406#] ny tenatenany ohatra ny ranomandry;
9  [2.470] Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny.
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)12  Ranomandry
Partie du discours  13  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Mots élémentaires  14  rano, mandry
Vocabulaire  15  Géographie: agglomérations

Anagrammes  16 marin-drano, 17 Ranomandry, ranomandry

Mis à jour le 2025/09/13